<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 23:26 | And |
Ary Saoly nandeha tamin' ny ilan' ny tendrombohitra iray, fa Davida sy ny olony tamin' ny ilany kosa; ary niezaka mafy handositra Davida noho ny tahony an' i Saoly; fa Saoly sy ny olony saiky nahodidina an' i Davida sy ny olony hisambotra azy. | Saola moa nandeha tamin' ilan' ny tendrombohitra iray, Davida sy ny olony koa tamin' ny ilan' ny tendrombohitra iray. Niezaka Davida mba tsy ho tratran' i Saola, ka Saola sy ny olony kosa nanodidina an' i Davida sy ny olony hisambotra azy ireo. |