<-
->

1Jn / 1Jo 1:1 That which was from the beginning, which we have heard, which we have seen with our eyes, which we have looked upon, and our hands have handled, of the Word of life; Izay hatramin' ny voalohany, dia izay efa renay, izay efa hitan' ny masonay, izay efa nojerenay sady efa notsapain' ny tananay, dia ny amin' ny Teny Fiainana Izay efa nisy hatramin' ny voalohany, sy efa renay, efa hitan' ny masonay, efa nodinihinay, ary efa notsapain' ny tànanay, dia ny Teny fiainana; - Ce qui était dès le commencement, ce que nous avons entendu, ce que nous avons vu de nos yeux, ce que nous avons contemplé, ce que nos mains ont touché du Verbe de vie ;
1Jn / 1Jo 1:2 (For the life was manifested, and we have seen it, and bear witness, and shew unto you that eternal life, which was with the Father, and was manifested unto us;) (fa efa naseho ny fiainana, ary efa nahita azy izahay, dia tonga vavolombelona ka manambara aminareo ny fiainana mandrakizay, izay tao amin' ny Ray ka efa naseho taminay), - fa efa naseho ny fiainana, sy efa hitanay, ary vavolombelona izahay, ka manambara aminareo ny fiainana mandrakizay izay tao amin' ny Ray sy naseho taminay, - - car la Vie s' est manifestée : nous l' avons vue, nous en rendons témoignage et nous vous annonçons cette Vie éternelle, qui était tournée vers le Père et qui nous est apparue -
1Jn / 1Jo 1:3 That which we have seen and heard declare we unto you, that ye also may have fellowship with us: and truly our fellowship is with the Father, and with his Son Jesus Christ. izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin' ny Ray sy amin' i Jesosy Kristy Zanany. eny, izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo kosa, mba hanananareo fikambanana aminay koa; ary ny fikambananay dia amin' ny Ray sy amin' i Jeso-Kristy Zanany. ce que nous avons vu et entendu, nous vous l' annonçons, afin que vous aussi soyez en communion avec nous. Quant à notre communion, elle est avec le Père et avec son Fils Jésus Christ.
1Jn / 1Jo 1:4 And these things write we unto you, that your joy may be full. Ary izao zavatra izao no soratanay, mba ho tanteraka ny fifaliantsika. Ary izahay no manoratra izany aminareo, dia mba ho feno ny fifalianareo. Tout ceci, nous vous l'écrivons pour que notre joie soit complète.
1Jn / 1Jo 1:5 This then is the message which we have heard of him, and declare unto you, that God is light, and in him is no darkness at all. Ary izao no teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy. Izao no teny renay taminy, sy ambaranay aminareo: Andriamanitra dia fahazavana, ary tsy misy aizina akory ao aminy. Or voici le message que nous avons entendu de lui et que nous vous annonçons : Dieu est Lumière, en lui point de ténèbres.
1Jn / 1Jo 1:6 If we say that we have fellowship with him, and walk in darkness, we lie, and do not the truth: Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin' ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina. Raha milaza ho manana fikambanana aminy isika, nefa mandeha amin' ny maizina, dia mandainga sy tsy manao ny marina. Si nous disons que nous sommes en communion avec lui alors que nous marchons dans les ténèbres, nous mentons, nous ne faisons pas la vérité.
1Jn / 1Jo 1:7 But if we walk in the light, as he is in the light, we have fellowship one with another, and the blood of Jesus Christ his Son cleanseth us from all sin. Fa raha mandeha eo amin' ny mazava isika, tahaka Azy eo amin' ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran' i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin' ny ota rehetra. Fa raha mandeha amin' ny mazava toa azy ao amin' ny mazava koa isika, dia mifampikambana isika rehetra, ary ny ran' i Jeso-Kristy Zanany dia manadio antsika amin' ny ota rehetra. Mais si nous marchons dans la lumière comme il est lui-même dans la lumière, nous sommes en communion les uns avec les autres, et le sang de Jésus, son Fils, nous purifie de tout péché.
1Jn / 1Jo 1:8 If we say that we have no sin, we deceive ourselves, and the truth is not in us. Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika. Raha milaza antsika ho tsy manam-pahotana isika, dia mamita-tena, ary tsy ao anatintsika ny marina. Si nous disons : " Nous n' avons pas de péché ", nous nous abusons, la vérité n' est pas en nous.
1Jn / 1Jo 1:9 If we confess our sins, he is faithful and just to forgive us our sins, and to cleanse us from all unrighteousness. Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin' ny tsi-fahamarinana rehetra. Fa raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Andriamanitra, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika amin' ny tsy fahamarinanana rehetra. Si nous confessons nos péchés, lui, fidèle et juste, pardonnera nos péchés et nous purifiera de toute iniquité.
1Jn / 1Jo 1:10 If we say that we have not sinned, we make him a liar, and his word is not in us. Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary tsy ato anatintsika. Raha milaza antsika ho tsy nanota isika, dia mampandainga azy isika, ary tsy ao anatintsika ny teniny. Si nous disons : " Nous n' avons pas péché ", nous faisons de lui un menteur, et sa parole n' est pas en nous.

<-
->