<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 12:17 | But he, beckoning unto them with the hand to hold their peace, declared unto them how the |
Fa izy nanofa tanana azy mba hangina, dia nanambara taminy izay namoahan' ny Tompo azy avy tao an-tranomaizina. Ary dia hoy izy: Ambarao amin' i Jakoba sy ny rahalahy izany zavatra izany. Dia niala izy ka lasa nankany amin' ny fitoerana hafa. | Nohofan' i Piera tànana izy ireo mba hangina, dia nitantarany ny namoahan' ny Tompo azy tao an-tranomaizina, sy nilaza hoe: Ambarao amin' i Jakoba sy amin' ny rahalahy izany. Rahefa izany dia lasa hankany amin' ny toeran-kafa izy. | Mais il leur fit de la main signe de se taire et leur raconta comment le Seigneur l' avait tiré de la prison. Il ajouta : " Annoncez-le à |