<-
->

Fit 4:2 The precious sons of Zion, comparable to fine gold, how are they esteemed as earthen pitchers, the work of the hands of the potter! Indrisy! ny zanaka mahafinaritr' i Ziona, izay saro-bidy tahaka ny tena volamena, dia efa atao ho toy ny siny, asan-tànan' ny mpanefy tanimanga! BETH Ireo zanakalahin' i Siona, miendrik' andriana indrindra, voatombana an-danjam-bolamena madio, ka ahoana no natao toy ny vilany tany, asa-tànan' ny mpanefy vilany? Les fils de Sion, précieux autant que l' or fin, quoi! ils sont comptés pour des vases d' argile, oeuvre des mains d' un potier!