<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 46:28 | Fear thou not, O |
Aza matahotra ianao, ry Jakoba mpanompoko, hoy Jehovah, fa momba anao Aho; Fa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nandroahako anao, ianao tsy mba holevoniko, nefa kosa mba hanariko araka ny antonony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny. | Aza matahotra hianao, ry Jakoba, mpanompoko, - teny marin' ny Tompo, - fa momba anao aho! Haringako avokoa ny firenena rehetra nandroahako anao. Fa hianao kosa tsy mba haringako. Hofaiziko ara-drariny anefa hianao, fa tsy dia havelako ho afa-potsiny tsy akory. | Toi, sois sans crainte, mon serviteur |