<-
->

Jer / Jr 30:17 For I will restore health unto thee, and I will heal thee of thy wounds, saith the Lord; because they called thee an Outcast, saying, This is Zion, whom no man seeketh after. Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy Jehovah, noho ny nanaovany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: Ziona tsy misy mpitady ity. Fa efa hamehy anao aho, efa hositraniko amin' ny ferinao hianao, - teny marin' ny Tompo. Fa ny anaranao dia atao hoe: Ikala noroahina, Siona tsy manam-piahy! Car je vais te porter remède, guérir tes plaies oracle de Yahvé toi qu' on appelait : "la Répudiée", "Sion dont nul ne prend soin."