<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 25:2 | Speak unto the children of |
Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin' ny tany izay omeko anareo ianareo, aoka hisy fitsaharana ho an' ny tany, dia sabata ho an' i Jehovah. | Mitenena amin' ny zanak' Israely ka lazao aminy hoe: Rahefa tafiditra any amin' ny tany omeko anareo hianareo, hisy fitsaharana ho an' ny tany; ho sabata fankalazana an' ny Tompo izany. | Parle aux |