<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 48:1 | Hear ye this, O house of |
Mihainoa, ry taranak' i Jakoba, dia ianareo izay antsoina amin' ny anaran' Isiraely sy avy amin' ny loharanon' i Joda, ianareo izay mianiana amin' ny anaran' i Jehovah ary mankalaza ny anaran' Andriamanitry ny Isiraely, kanefa tsy araka ny marina, na araka ny hitsiny; | Mihainoa izao, ry taranak' i Jakoba, hianareo izay antsoina amin' ny anaran' Israely; nateraky ny loharanon' i Jodà, mianiana amin' ny anaran' ny Tompo, ary mankalaza ny Andriamanitr' Israely, nefa tsy amin' ny fo mahitsy na araka ny hitsim-po. | Écoutez ceci, maison de |