<-
->

Isa / Iz 42:11 Let the wilderness and the cities thereof lift up their voice, the villages that Kedar doth inhabit: let the inhabitants of the rock sing, let them shout from the top of the mountains. Aoka ny efitra sy ireo tanàna eny aminy hanandratra ny feony, dia ny vohitra izay onenan' i Kedara; Aoka hihoby ny mponina any Sela; Ary aoka hanao feo avo any an-tampon' ny tendrombohitra izy. Aoka hanandra-peo ny efitra mbamin' ny tanàna eo aminy; ny toby onenan' i Sedara! Aoka hientan-kafaliana, ny mponina any Selà; aoka hihobim-piravoravoana any an-tampon-tendrombohitra! Que se fassent entendre le désert et ses villes, les campements où habite Qédar, qu' ils crient de joie les habitants de la Roche, au sommet des montagnes, qu' ils poussent des clameurs.