<-
->

Isa / Iz 4:5 And the Lord will create upon every dwelling place of mount Zion, and upon her assemblies, a cloud and smoke by day, and the shining of a flaming fire by night: for upon all the glory shall be a defence. Ary Jehovah hamorona rahona sy setroka raha antoandro Sy fahazavan' ny afo midedadeda nony alina Ho eny ambonin' ny fitoerana rehetra any an-tendrombohitra Ziona Sy ho eny ambonin' ny fivoriany rehetra; Ary eny ambonin' ny voninahitra rehetra dia hisy eloelo amin' izay dia hoforonin' ny Tompo eran' ny tendrombohitra Siona manontolo, sy eo ambonin' ny fivoriany, ny rahona aman-tsetroka anankiray mandritra ny andro, ary fahazavan' ny afo midedadeda amin' ny alina. Eo ambonin' ny voninahiny rehetra dia hisy elo; Yahvé créera partout sur la montagne de Sion et sur ceux qui s' y assemblent une nuée le jour, et une fumée avec l'éclat d' un feu flamboyant, la nuit. Car sur toute gloire il y aura un dais