<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 10:24 | Therefore thus saith the |
Koa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Ry oloko, izay monina any Ziona, Aza matahotra ny Asyriana, raha mamely anao amin' ny tsorakazo izy ary manainga ny tehina aminao, tahaka ny fanao tany Egypta; | Izany no hilazan' ny Tompo, Iavehn' ny tafika hoe: Aza matahotra na inona na inona avy amin' i Asora, ry vahoakako monina any Siona, raha mamely anao amin' ny tsorakazo izy, ka manainga ny tehina aminao, toy i Ejipta taloha. | C' est pourquoi, ainsi parle le Seigneur |