<-
->

1M 5:54 Dia niakatra tao an-tendrombohitra Siona, tamim-pifaliana sy firavoravoana izy ireo, sy nanatitra sorona dorana, fa tonga soa aman-tsara, tsy nisy maty na dia iray aza, tamin' izy rehetra. Ils gravirent le mont Sion avec joie et allégresse et offrirent des holocaustes parce qu' ils étaient revenus en paix sans perdre aucun des leurs.