<-
->

1M 14:26 Fa samy naneho herim-po tsy mety ketraka, na izy, na ireo rahalahiny, na ny fianakavian-drainy, niady sy nanosika ny fahavalon' Israely izy ireo, ary nanao izay hahazoany fahafahana. Dia nosokirin' izy ireo tamin' ny takela-barahina izany zavatra izany, ka nahantony tamin' ny andry anankiray tao an-tendrombohitra Siona izany; Car il s' est montré ferme, lui aussi bien que ses frères et la maison de son père; il a, en les combattant, repoussé les ennemis d' Israël loin de lui, et établi sa liberté." Aussi gravèrent-ils un texte sur des tables de bronze et le placèrent-ils sur des stèles au mont Sion.