<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:23 | And |
Dia nahinjitr' i Mosesy manandrify ny lanitra ny tehiny; ary Jehovah nanisy kotrokorana sy havandra, ary nisy afo nifanaretsadretsaka teny ambonin' ny tany; ary Jehovah nandatsaka havandra tamin' ny tany Egypta. | Dia nahinjitr' i Moizy nanandrify ny lanitra ny tehiny, ka nalefan' ny Tompo ny kotro-baratra sy ny havandra, ary nivarina tamin' ny tany ny afo. Ary Iaveh nandatsaka havandra tamin' ny tany Ejipta. |