<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 34:1 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Manamboara ho anao vato fisaka roa tahaka ilay teo, dia hosoratako amin' ireo vato fisaka ireo ny teny izay tamin' ilay vato fisaka teo, izay novakivakinao; | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Manaova takelaka vato roa tahaka ireo voalohany ka hanoratako ny teny izay efa teo amin' ireo takelaka voalohany notorotoroinao. |