<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 13:7 | And there are gathered unto him vain men, the children of |
Ary koa, nisy olom-poana, tena ratsy fanahy, niangona tao aminy ka nampahery ny tenany hanohitra an-dRehoboama, zanak' Solomona, raha mbola zaza sy tanora fanahy izy ka tsy nahatohitra azy. | Olona tsinontsinona, zanak' i Beliala, no niangona teo aminy, sy naharesy an-dRoboama zanak' i Salomona. Ary mbola tanora sy sarotsaro-tahotra Roboama fahizay, ka tsy nahatohitra azy ireo. | des gens de rien, des vauriens, se sont unis à lui et se sont imposés à |