<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 10:16 | And when all |
Ary nony hitan' ny Isiraely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia namaly ny mpanjaka ny vahoaka ka nanao hoe: Inona moa no anjaranay amin' i Davida ? Tsy manana lova amin' ny zanak' i Jese izahay. Samia mody any an-dainy avy, ry Isiraely e! ankehitriny tandremo ny taranakao, ry Davida ô. Dia samy nody ho any an-dainy avy ny Isiraely rehetra. | Rahefa hitan' Israely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia hoy ny navalin' ny vahoaka ny mpanjaka: Manana anjara inona amin' i Davida moa izahay? Tsy manan-dova amin' ny zanak' Isaia izahay! Koa samia ho any an-dainy, ry Israely. Fa hianao kosa, ry Davida, ahio ny tranonao! Dia samy nody ho any an-dainy avy Israely rehetra. | et à tous les |