<-
->

Jos 1:1 Now after the death of Moses the servant of the Lord it came to pass, that the Lord spake unto Joshua the son of Nun, Moses' minister, saying, Ary rehefa maty Mosesy, mpanompon' i Jehovah, dia hoy Jehovah tamin' i Josoa, zanak' i Nona, mpanompon' i Mosesy: Rahefa maty Moizy, mpanompon' ny Tompo, dia niteny tamin' i Josoe zanak' i Nòna, mpanompon' i Moizy, Iaveh nanao hoe: Après la mort de Moïse, serviteur de Yahvé, Yahvé parla à Josué, fils de Nûn, l' auxiliaire de Moïse, et lui dit :
Jos 1:2 Moses my servant is dead; now therefore arise, go over this Jordan, thou, and all this people, unto the land which I do give to them, even to the children of Israel. Efa maty Mosesy mpanompoko; koa mitsangàna, mità ity Jordana ity ianao sy ireo olona rehetra ireo ho any amin' ny tany izay omeko azy, dia ny Zanak' Isiraely. Efa maty Moizy, mpanompoko, koa mitsangàna hianao ankehitriny, mità an' io Jordany io, hianao sy izao vahoaka rehetra izao, ho any amin' ny tany izay omeko ny zanak' Israely. " Moïse, mon serviteur, est mort; maintenant, debout! Passe le Jourdain que voici, toi et tout ce peuple, vers le pays que je leur donne aux Israélites .
Jos 1:3 Every place that the sole of your foot shall tread upon, that have I given unto you, as I said unto Moses. Ny tany rehetra izay hodiavin' ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin' i Mosesy. Efa nomeko anareo avokoa, araka ny voalazako tamin' i Moizy, ny tany rehetra hodiavin' ny faladianareo. Tout lieu que foulera la plante de vos pieds, je vous le donne, comme je l' ai dit à Moïse.
Jos 1:4 From the wilderness and this Lebanon even unto the great river, the river Euphrates, all the land of the Hittites, and unto the great sea toward the going down of the sun, shall be your coast. Hatramin' ny efitra sy iry Libanona iry ary hatramin' ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata, ny tany rehetra izay an' ny Hetita, ka hatramin' ny Ranomasina Lehibe any andrefana no ho taninareo. Hatramin' ny efitra sy hatramin' io Libàna io ka hatramin' ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata, dia ny tanin' ny Heteana rehetra, ary hatramin' ny ranomasina lehibe any amin' ny fisitrihan' ny masoandro, no ho faritaninareo. Depuis le désert et le Liban jusqu' au grand Fleuve, le fleuve Euphrate tout le pays des Hittites , et jusqu'à la Grande mer, vers le soleil couchant, tel sera votre territoire.
Jos 1:5 There shall not any man be able to stand before thee all the days of thy life: as I was with Moses, so I will be with thee: I will not fail thee, nor forsake thee. Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin' ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an' i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho. Tsy hisy olona hahatohitra anao amin' ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an' i Moizy no hombako anao koa; tsy hahafoy anao aho na handao anao. Personne, tout le temps de ta vie, ne pourra tenir devant toi : je serai avec toi comme j' ai été avec Moïse, je ne t' abandonnerai point ni ne te délaisserai.
Jos 1:6 Be strong and of a good courage: for unto this people shalt thou divide for an inheritance the land, which I sware unto their fathers to give them. Mahereza sy matanjaha; fa ianao no hampandova ity firenena ity ny tany izay nianianako tamin' ny razany homena azy. Matanjaha ary mahereza fo, fa hianao no hampanana ity firenena ity ny tany efa nianianako tamin' ny razany homena azy. " Sois fort et tiens bon, car c' est toi qui vas mettre ce peuple en possession du pays que j' ai juré à ses pères de lui donner.
Jos 1:7 Only be thou strong and very courageous, that thou mayest observe to do according to all the law, which Moses my servant commanded thee: turn not from it to the right hand or to the left, that thou mayest prosper withersoever thou goest. Koa mahereza sy matanjaha tsara ianao, hitandremanao hanao araka ny lalana rehetra, izay nandidian' i Mosesy mpanompoko anao; aza miala aminy, na ho amin' ny ankavanana, na ho amin' ny ankavia, mba hambinina ianao amin' izay rehetra alehanao. Fa matanjaha kosa ary mahereza fo tokoa, sady mitandrema tsara mba hanaraka ny lalàna rehetra nandidian' i Moizy mpanompoko anao. Aza mivily amin' izany na ho amin' ny ankavanana na ho amin' ny ankavia, mba hahomby hianao amin' izay rehetra hataonao. Seulement, sois fort et tiens très bon pour veiller à agir selon toute la Loi que mon serviteur Moïse t' a prescrite. Ne t' en écarte ni à droite ni à gauche, afin de réussir dans toutes tes démarches.
Jos 1:8 This book of the law shall not depart out of thy mouth; but thou shalt meditate therein day and night, that thou mayest observe to do according to all that is written therein: for then thou shalt make thy way prosperous, and then thou shalt have good success. Aoka tsy hiala amin' ny vavanao ity bokin' ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman' alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin' izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina. Aoka tsy ho afaka am-bavanao ny bokin' ity lalàna ity, fa hosaintsaininao andro aman' alina sady hotandremanao ny hanao araka izay rehetra voasoratra ao, fa amin' izany dia hiadana amin' ny làlanao rehetra sy hahomby tsara hianao. Que le livre de cette Loi soit toujours sur tes lèvres : médite-le jour et nuit afin de veiller à agir selon tout ce qui y est écrit. C' est alors que tu seras heureux dans tes entreprises et réussiras.
Jos 1:9 Have not I commanded thee? Be strong and of a good courage; be not afraid, neither be thou dismayed: for the Lord thy God is with thee whithersoever thou goest. Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin' izay rehetra alehanao. Tsy efa nodidiako hianao va amin' ny hoe: matanjaha ary mahereza fo; aza matahotra na manam-badi-po, fa Iaveh Andriamanitrao no momba anao na aiza na aiza halehanao. Ne t' ai-je pas donné cet ordre : Sois fort et tiens bon! Sois sans crainte ni frayeur, car Yahvé ton Dieu est avec toi dans toutes tes démarches. "
Jos 1:10 Then Joshua commanded the officers of the people, saying, Ary Josoa nandidy ny mpifehy ka nanao hoe: Dia nanome izao didy izao tamin' ny manam-boninahitry ny vahoaka Josoe: Mandehana mitety ny toby hianareo, ka mandidia ny olona hoe: Josué donna ensuite cet ordre aux scribes du peuple :
Jos 1:11 Pass through the host, and command the people, saying, Prepare you victuals; for within three days ye shall pass over this Jordan, to go in to possess the land, which the Lord your God giveth you to possess it. Andeha mamaky ny toby, ka mandidia ny olona hoe: Manamboara vatsy ho anareo; fa raha afaka hateloana, dia hita ity Jordana ity ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitrareo ho lovanareo. Manomàna vatsy hianareo, fa raha afaka hateloana dia hita an' ity Jordany ity hianareo, handeha haka ny tany omen' ny Tompo Andriamanitrareo ho fanananareo. " Parcourez le camp, donnez cet ordre au peuple : Faites des provisions, car dans trois jours, vous passerez ce Jourdain pour aller prendre possession du pays dont Yahvé votre Dieu vous donne la possession. "
Jos 1:12 And to the Reubenites, and to the Gadites, and to half the tribe of Manasseh, spake Joshua, saying, Ary ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen' i Manase dia nilazan' i Josoa hoe: Ary izao no teny nataon' i Josoe, tamin' ny Robenita sy ny Gadita, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase: Puis aux Rubénites, aux Gadites et à la demi-tribu de Manassé, Josué parla ainsi :
Jos 1:13 Remember the word which Moses the servant of the Lord commanded you, saying, The Lord your God hath given you rest, and hath given you this land. Tsarovy ny teny izay nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo hoe: Jehovah Andriamanitrareo manome fitsaharana ho anareo, ary homeny ho anareo izao tany izao. Tsarovy ny nandidian' i Moizy, mpanompon' ny Tompo, anareo nanao hoe: Efa nomen' ny Tompo fitsaharana hianareo, sy nomeny ity tany ity. " Rappelez-vous ce que vous a ordonné Moïse, serviteur de Yahvé : Yahvé votre Dieu, en vous accordant le repos, vous a donné ce pays-ci.
Jos 1:14 Your wives, your little ones, and your cattle, shall remain in the land which Moses gave you on this side Jordan; but ye shall pass before your brethren armed, all the mighty men of valour, and help them; Ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny biby fiompinareo dia hitoetra eo amin' ny tany izay nomen' i Mosesy anareo etý an-dafin' i Jordana; fa ianareo lehilahy mahery rehetra dia samy ho voaomana hiady ka hita eo alohan' ny rahalahinareo hanampy azy, Koa ny vady aman-janakareo madinika, mbamin' ny biby ompianareo, dia hijanona amin' ny tany nomen' i Moizy anareo, ety an-dafin' i Jordany. Fa hianareo lehilahy matanjaka sy mahery fo rehetra kosa, dia hita mitondra fiadiana eo alohan' ny rahalahinareo, Vos femmes, vos petits enfants et vos troupeaux peuvent rester dans le pays que vous a donné Moïse au-delà du Jourdain. Quant à vous, tous les hommes de guerre, vous passerez en formation de combat en tête de vos frères, et vous leur viendrez en aide,
Jos 1:15 Until the Lord have given your brethren rest, as he hath given you, and they also have possessed the land which the Lord your God giveth them: then ye shall return unto the land of your possession, and enjoy it, which Moses the Lord' s servant gave you on this side Jordan toward the sunrising. mandra-panomen' i Jehovah fitsaharana ny rahalahinareo tahaka anareo, ka mba holovany kosa ny tany izay nomen' i Jehovah Andriamanitrareo azy; dia hiverina ho any amin' ny taninareo ianareo ka handova azy, dia ilay nomen' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, anareo etý an-dafy atsinanan' i Jordana. ary hanampy azy hianareo mandra-panomen' ny Tompo fitsaharana toa anareo koa amin' ny rahalahinareo, ka efa mahazo ny tany omen' ny Tompo Andriamanitrareo azy izy ireo; izay vao hiverina hianareo amin' ny tany izay anareo, aty an-dafin' i Jordany, fiposahan' ny masoandro. jusqu'à ce que Yahvé accorde le repos à vos frères comme à vous, et qu' ils prennent possession, eux aussi, du pays que Yahvé votre Dieu leur donne. Vous pourrez alors retourner au pays qui vous appartient, et vous en prendrez possession, celui que vous a donné Moïse, serviteur de Yahvé, au-delà du Jourdain, vers le soleil levant. "
Jos 1:16 And they answered Joshua, saying, All that thou commandest us we will do, and whithersoever thou sendest us, we will go. Dia namaly an' i Josoa izy ireo ka nanao hoe: Izay rehetra andidianao anay dia hataonay; ary izay rehetra anirahanao anay dia halehanay. Dia namaly an' i Josoe izy ireo, ka nanao hoe: Hataonay avokoa izay rehetra nandidianao anay. Ils répondirent alors à Josué : " Tout ce que tu nous as ordonné, nous le ferons, et partout où tu nous enverras, nous irons.
Jos 1:17 According as we hearkened unto Moses in all things, so will we hearken unto thee: only the Lord thy God be with thee, as he was with Moses. Araka ny nihainoanay an' i Mosesy tamin' ny zavatra rehetra no hihainoanay anao koa; homba anao anie Jehovah Andriamanitrao tahaka ny nombany an' i Mosesy. Toy ny nanekenay an' i Moizy tamin' ny zavatra rehetra, no hanekenay anao koa. Fa aoka kosa anie homba anao Iaveh Andriamanitrao tahaka ny nombany an' i Moizy. De même que nous avons obéi en toute chose à Moïse, de même nous t' obéirons. Puisse seulement Yahvé ton Dieu être avec toi comme il fut avec Moïse!
Jos 1:18 Whosoever he be that doth rebel against thy commandment, and will not hearken unto thy words in all that thou commandest him, he shall be put to death: only be strong and of a good courage. Izay rehetra mandà ny didinao ka tsy mihaino ny teninao amin' izay rehetra andidianao azy dia hatao maty; koa mahereza sy matanjaha ianao. Na zovy na zovy mandà ny didinao, ka tsy manaiky amin' izay rehetra andidianao, dia hatao maty. Fa matanjaha kosa ary mahereza fò. Quiconque sera rebelle à tes ordres et n'écoutera pas tes paroles, quoi que tu lui ordonnes, qu' il soit mis à mort! Pour toi, sois fort et tiens bon. "

<-
->