Entry 1/2 dinitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  hatsembohana [1.1, 1.13]
  fana [1.13]
Explanations in English Sweat, perspiration. See linitra, tsemboka [1.2]
 Perspiration [1.7]
Explanations in French  [Tankarana] (diñitra) sueur. [1.19]
 Sueur [1.8, 1.13]
Examples 
1Nivoa-dinitra ny endriny. [2.499]
2Dia tsemboka ka mivoa-dinitra avokoa izy. [2.48]
3izany mitsoka sy mikopaka afon' arina avy mianatra: ny handrina feno dinitra, ny takolaka feno ranomaso. [2.285]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Titles Dinitra
Other spellings 
Analogs  linitra ~ tsemboka

Entry 2/2 Dinitra
Elementary words dinitra
Part of speech name (book title)
Author Andriamanantena Georges
Publishings 1973.
Vocabulary 
Tables and plates All the titles
Text 

Updated on 2023/10/21