|
|
|
|

Entry 1  zorina
Root  2 zotra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Arahina mahitsy tsy mivilivily: Ity lalana mianatsimo ity zorina dia ho tonga any am-piangonana ianao
9 Tohizina: Ny lalana zorina fa aza be resaka eo [1.1]

Updated on 2026/04/20