|
|
|
|

Entry 1  zipo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  11 Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany lohalika arakaraka ny lamaody. [1.1]
Explanations in English  12 a skirt [1.7]
Explanations in French  13 jupe [1.8]
Examples  14  ary zipo roa no nampombaina azy. [2.59#]
15  Tsy ampy hivi-dianana zipo tapaka akory! [2.499#]
Vocabulary  16  Economy: clothing
Analogs  17  zipo, 18  zipo, 19  zipo
Combinations  20  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zipo

Anagrams  21 pizo, zipo

Updated on 2026/04/22