|
|
|
|

Entry 1  zinga
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Fanovozan-drano any am-pantsakana na ao antsinibe: Tovozy amin' ny zinga ny rano
15 Fisotroan-drano: Zatra amin' ny an-tohojinga ka tsy velona amin' ny an-kararàna
16 Vata famarana taloha mitovy fatra amin' ny 1 litatra amin' ny famarana ankehitriny. [1.1]
Explanations in English  17 a dipper for water with a long handle [1.7]
Explanations in French  18 calebasse à longue manche qui sert à puiser l'eau; épuisette [1.8]
19 Calebasse servant à puiser l'eau ; on l'emmanche souvent à cette fin. On précise souvent zinga-voatavo pour distinguer des ustensiles de fer blanc utilisés aux mêmes fins. [1.196]
Examples  20  Nisantaran-dRamatoa nentina nantsaka ny zinga lava taho mamirapiratra. [2.470#13]
21  Natao anaty zinga vifotsy ny rano-mangahazo, iny no nifandimbiasan' ny rehetra nisotroana. [2.472#15]
22  Ny zinga vola sy ny zinga vifotsy; [2.48#37]
Combinations  23  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zinga
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21