| Entry | 1 zezika |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
27 zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany
28 famelezana amim-bono, fikapohana mafy 29 be dia be, izaitratra [1.1] 30 zaka ampiasaina hahalonaka ny tany [1.13] |
| Explanations in English |
31 manure, fertilizer
[1.7] |
| Explanations in French |
32 engrais
[1.3.fr#872, 1.8, 1.13] 33 fumier [1.3#872, 1.8] 34 nombreux [1.3#872] |
| Examples |
35 Asiana zezika ny tany mba ho lonaka.
[2.117#53]
36 Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1#1058] 37 Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470#159] 38 zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69#233] |
| Vocabulary | 39 Economy: agriculture |
| Combinations | 40 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zezika |
| Proverbs | 41 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/07/17 |
|