|
|
|
|

Entry 1  zendana
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Gaga tsy mahateny fa kehana foana amin' ny fahitana zavatra iray tsy nampoizina eo amin' ny toetrany; talanjona; mitampimbava: Zendana aho nahita ilay vy be an-taonina maro misosa miakatra eny amin' ny habakabaka [1.1]
Explanations in English  5 astonished [1.7]
Explanations in French  6 ébahi; étonné [1.8]
Examples  7  Ka taitra ny trondro, zendana ny voay. [2.576]

Updated on 2026/04/20