|
|
|
|

Entry 1  zavona
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  11 Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1]
Explanations in English  12 mist, fog [1.7]
Explanations in French  13 brouillard [1.3, 1.8]
14 brume [1.8]
Examples  15  zavona fotsy no isatrohany matetika. [2.499#25]
16  Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
17  Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470#53]
Vocabulary  18  Meteorology
Combinations  19  12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zavona
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  21 vazano, zavona

Updated on 2026/04/21