|
|
|
|

Entry 1  votoaty
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Explanations in Malagasy  5 Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny
6 Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. [1.1]
Examples  7  Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. [2.4#27]
Vocabulary  8  Botany: (in general)
Other spellings  9 votiaty
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word votoaty
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22