|
|
|
|

Entry 1  vositra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 [Sihanaka] voafora [1.78]
11 Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny angorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra [1.1]
Explanations in English  12 a steer, a bullock [1.7]
Explanations in French  13 boeuf châtré [1.8]
Examples  14  Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity. [2.470#154]
15  Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606#]
16  koa raha mahafaty ireo hianao, dia omeko omby vositra anankiray efa nifahy herintaona. [2.69#]
Combinations  17  17 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vositra
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Anagrams  19 tsarovy, vositra

Updated on 2026/04/21