| Entry (1/2) | 1 vokatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
15 Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna
16 Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [1.1] |
| Explanations in English |
17 fruit, produce; a result
[1.7] |
| Explanations in French |
18 produit, résultat
[1.8, 1.13] 19 fruit, récolte qui produit [1.8] 20 effet, conséquence [1.13] 21 Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [1.196] |
| Examples |
22 izahay mampakatra ny vokatra.
[2.442#]
23 Raha eny, inona ny vokatra azo? [4.27#] |
| Combinations | 24 20 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vokatra |
| Proverbs | 25 Proverbs containing that word |
| Article | 26 Randzavola: vokatra ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
| Entry (2/2) | 27 vokatra |
| Part of speech | 28 adjective |
| Explanations in Malagasy |
29 Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity
30 Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [1.1] |
| Explanations in English |
31 productive
[1.7] |
| Explanations in French |
32 fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz)
[1.196] |
| Examples |
33 vokatra be ny voanjonareo.
[2.472#]
|
| Vocabulary | 34 Botany |
| Combinations | 35 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vokatra |
| Anagrams | vokatra, 36 votraka |
| Updated on 2026/04/21 |
|