|
|
|
|

Entry 1  voalohany
Root  2 aloha
Part of speech  3  adjective or adverb
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona
7 Fiandohana: Tany am-boalohany [1.1]
Explanations in English  8 the first in the ordinal numbers. [1.2]
9 first, the first [1.7]
Explanations in French  10 premier [1.3#843, 1.8]
11 premièrement
12 qui est en tête [1.3#843]
13 le premier
14 en premier lieu [1.8]
Examples  15  Izany no hatao voalohany indrindra. [2.324]
16  - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. [2.471#53]
Combinations  17  14 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word voalohany
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2026/07/17