Entry | 1 voahitsaka (hitsaka) |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in Malagasy |
[1.1] |
Explanations in French |
3 foulé aux pieds, méprisé [1.3#252] |
Examples |
4 voahitsaka i Mira fa ny dihiny ihany no nimasoany. [2.442#82] 5 Nozahany tsara tsy ho voahitsaka ireo vady aman-janany manao ladina an-tany [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 7 hinitsaka |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word voahitsaka |
Anagrams | 10 voahatsika, voahitsaka |
Updated on 2023/01/20 |