|
|
|
|

Entry 1  voafaritra
Root  2 faritra
Part of speech  3  past participle
Morphology 
4  Past :
Explanations in English  5 marked out, having boundary lines set. [1.2]
Explanations in French  6 circonscrit, limité [1.3#155]
7 délimité; compris entre [1.13]
Examples  8  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470#38]
9  Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy: [2.472#68]
Synonyms  10 finaritra
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word voafaritra

Anagrams  voafaritra, 12 voarafitra, 13 voarifatra

Updated on 2026/04/22