| Entry | 1 vivitina |
| Root | 2 vivitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Entina amin' ny tendrony, amin' ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin' ny molony io vilany io sao dia vaky
9 Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao rovitra 10 (teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia novivitiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy [1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|