|
|
|
|

Entry 1  visavisaina
Root  2 visavisa
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tanisaina, lazaina tsirairay: Tsy hay hovisavisaina ny zavatra rehetra nataony
9 Lazaina hatramin' izay antsipiriany madinika indrindra: Visavisao ary ny dia nataonao tany an-drenivohitra [1.1]
Explanations in English  10 to be described minutely, to be enumerated [1.7]
Explanations in French  11 qu'on décrit ou énumère minutieusement [1.8]

Updated on 2026/04/20