|
|
|
|

Entry 1  vinimbina
Root  2 vimbina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 voavimbina, vimbinina, entina amin' ny tanana: Voankazo kely no novinimbinay ho anareo
8 Tahina, arovana: Novinimbin' Andriamanitra ity fianakaviana itỳ fa sady nomeny taranaka maro no nomeny harena koa [1.1]

Anagrams  9 vimbinina, vinimbina

Updated on 2026/04/20