|
|
|
|

Entry 1  vinanina
Root  2 vinany
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin' ny taonjato faha-XXV
9 Fantarina na dia tsy hita aza: Vinanio iza no namely anao
10 Fantarina kitoatoa: Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka
11 Alain antsaina, an' eritreritra: Tsy azonao vinanina ny fahoriana nahazo ahy [1.1]
Explanations in English  12 to be guessed at; to be conjectured; to be predicted [1.7]
Explanations in French  13 qu'on conjecture, qu'on devine, qu'on prophétise: Tsy azon' ny olombelona vinanina ny ho avy, raha tsy ambaran' Andriamanitra (Les hommes ne peuvent pas prophétiser l'avenir, si Dieu ne le leur révèle) [1.3]
14 qu'on devine; qu'on prédit; qu'on estime à peu près [1.8]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vinanina

Updated on 2026/04/20