|
|
|
|

Entry 1  vidy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy?
20 Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay
21 Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1]
Explanations in English  22 price, value [1.7]
Explanations in French  23 prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
24 valeur [1.3, 1.5]
Examples  25  Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472#152]
Vocabulary  26  Economy: (in general)
Analogs  27  vanga
Combinations  28  38 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vidy
Proverbs  29  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21