|
|
|
|

Entry 1  velezina
Root  2 vely
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana
9 Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary
10 Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [1.1]
Explanations in English  11 to be struck; to be beaten; to be threshed [1.7]
Explanations in French  12 qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [1.3]
13 qu'on bat, qu'on frappe [1.8]
Examples  14  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472#21]
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21