| Entry | 1 vazina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
11 Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka
12 Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto 13 Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1] |
| Explanations in French |
14 Poudreux, boueux, sale
15 Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3] |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | vazina, 17 vizana |
| Updated on 2026/04/21 |
|