| Entry | 1 vavarana |
| Root | 2 vavatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Tatahana kely
9 Vahana, velarina 10 Aseho, ambara, aposaka [1.1] |
| Examples |
11 Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy.
[2.895#]
12 Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy. [2.643#] |
| Combinations | 13 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vavarana |
| Anagrams | 14 varavaña, vavarana |
| Updated on 2026/02/26 |
|