|
|
|
|

Entry (1/2) 1  varivary
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona
4 Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [1.1]
Explanations in French  5 rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [1.3]
Proverbs  6  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 7  varivary
Part of speech  8  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  13 Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo
14 Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [1.1]
15 tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [1.13]
Explanations in French  16 lattes transversales des toits [1.3]
17 latte [1.13]

Anagrams  18 raviravy, varivary, 19 viravira

Updated on 2026/04/21