|
|
|
|

Entry 1  varimbariana
Root  2 variana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in English  7 absorbed in something; distracted [1.7]
Explanations in French  8 distrait, absorbé [1.8]
Examples  9  varimbariana anefa Rabery tamin' ity tolakandro ity. [2.499#]
10  Toraka izany koa izay tsy mampandry sofina fa varimbariana amin-javatra na mandefa eritreritra lasan-davitra. [2.285#]

Updated on 2026/04/20