|
|
|
|

Entry (1/2) 1  varavarana
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Explanations in Malagasy  5 Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [1.1]
6 rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [1.13]
Explanations in English  7 a door or window opening [1.7]
Explanations in French  8 porte [1.8, 1.13]
9 fenêtre [1.8]
Examples  10  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895#23]
11  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445#16]
12  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4#83]
Vocabulary  13  Economy: buildings, public works
Combinations  14  47 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word varavarana
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16 Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2) 17  varavarana
Part of speech  18  noun
Morphology 
19  Simple :
20  Prefixed :
Explanations in Malagasy  21 [Betsimisaraka] Anaran-kazandrano [1.1]
Vocabulary  22  Zoology: fishes

Updated on 2026/04/28