Entry (1/2) | 1 vaovao (vao) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany [1.1] 4 zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro [1.64] |
Explanations in French |
5 actualités, informations, nouvelles [1.64] |
Examples |
6 Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa: [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 9 maresaka |
Titles |
|
Entry (2/2) | 11 vaovao (vao) |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro 14 Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy [1.1] |
Explanations in English |
15 new [1.7] |
Explanations in French |
16 nouveau, neuf [1.8] |
Examples |
17 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470] 18 Tsihy vaovao koa no navelatra tamin' ny efitra rehetra. [2.472] 19 Nentiko nankeny amoron-dranomasina ity sakaizako vaovao nony avy nisotro izahay roa lahy. [2.583] |
Analogs | 20 maresaka, mahoraka, resaky ny olona, ambentin-dresaka, teny mandeha, sahoa, tsaho, honohono, tsahotsaho, fary mitety reny, siosio |
Compound words |
|
Titles |
|
Anagrams | 24 avoavo, ovaova, vaovao, voaova, voavao, voavoa |
Updated on 2023/02/20 |