| Entry | 1 vaomiera |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
4 Fivorian' olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina hatao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra notinapaka
[1.1] |
| Explanations in French |
5 commission
[1.13] |
| Examples |
6 vaomieran'ny Toekarena
[2.606#61]
7 Ny vaomieram-pirenena no manendry ny filohany [4.27#2006/08/25] 8 Manana zo amin' ny toeran' ny filoha lefitra iray ny mpanohitra ary mitarika ny iray amin' ireo vaomiera farafahakeliny [1.320] |
| Other spellings | 9 voamiera |
| Synonyms | 10 komisiona |
| Anagrams | vaomiera, 11 voamiera |
| Updated on 2026/04/22 |
|