|
|
|
|

Entry 1  tsy misy
Elementary words  2 tsy, 3 misy
Part of speech  4  locution
Explanations in French  5 sans: Taratasy tsy misy sonia (Une lettre sans signature) [1.4]
6 sans: Ny mandavo tsy misy loza dia mandresy tsy amim-boninahitra (À vaincre sans péril, on triomphe sans gloire) [Corneille] [1.66]
Examples  7  Raha tsy eo izy tsy misy sakafo be azo atao. [1.369]
8  Valo monja izahay, nefa tsy misy manam-basy. [2.324]
9  Ho hitanao raha tsy misy vary amin-kena eo e! [2.606#202]

Updated on 2026/11/12