|
|
|
|

Entry1  tsy mahatan-damba
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona izay voasinton-javatra mafy ny sainy ka tsy voatafiny intsony ny lambany [1.1]
Elementary words  4  tsy, mahatàna, lamba

Updated on 2023/06/12