|
|
|
|

Entry 1  tsitoavina
Elementary words  2 tsy, 3 toavina
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1]
Explanations in English  6 a handsome shrub with pinnate leaves [1.2#712]
Explanations in French  7 arbuste dont les feuilles servent de nourriture aux vers à soie [1.3#787]
Examples  8  Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely. [2.48#117]
Vocabulary  9  Botany: tree

Updated on 2026/10/06