Entry (1/2) | 1 tsiro |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Biology |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan' ny lela: Samy hafa mihitsy ny tsiron' ny voasary sy ny goavy [1.1] |
Explanations in English |
5 Taste [1.7] |
Explanations in French |
6 Goût [1.8] |
Examples |
7 Iaraha-mahalala moa fa voankazo mamy tsiro ny akondro, sady tsy dia mba misy fetrany ny fotoam-pahavokarany mandavan-taona. [2.606#130] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word tsiro |
Entry (2/2) | 11 tsiro |
Part of speech | 12 noun |
Vocabulary |
13 Botany 14 Zoology: veterinary art |
Explanations in French |
15 (dans son acception générale ce mot veut dire goût, saveur). Mais c'est aussi le nom d'une herbe appréciée des animaux d'après Malzac. Ses feuilles sont administrées en décoction aux boeufs comme remède vétérinaire : odi-mafon'omby, le mafo étant une maladie du boeuf considérée comme très grave. [1.196] |
Updated on 2020/09/15 |