|
|
|
|

Entry 1  tsipihina
Root  2 tsipika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada
9 Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [1.1]
Explanations in French  10 Qu’on trace, qu’on raie [1.3#783]

Anagrams  11 pitsihina, tsipihina

Updated on 2026/04/20