|
|
|
|

Entry 1  tsioka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  12 Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [1.1]
Explanations in French  13 souffle [1.13]
Examples  14  tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano... [2.583#3]
Combinations  15  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsioka

Anagrams  16 akotsy, 17 kaitso, 18 kitsao, 19 Kosita, 20 satoky, 21 sôkita, Sokita, 22 tosika, 23 tsakoy, 24 Tsikoa, tsioka, 25 tsokia

Updated on 2026/08/19